-
Hebreo 10:28, 29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Izay tsy niraharaha ny Lalàn’i Mosesy dia novonoina ho faty tsy nananana antra, noho ny tenin’ny vavolombelona roa na telo.+ 29 Araka ny hevitrareo àry, tsy vao mainka ve ho mafy kokoa ny sazy mendrika an’izay manitsaka ny Zanak’Andriamanitra, sy mihevitra fa tsy dia misy dikany ny ran’ilay fifanekena+ nanamasinana azy, ary manao tsinontsinona+ ny fanahin’ilay Andriamanitra maneho hatsaram-panahy miavaka?
-