Efesianina 5:25, 26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ry lehilahy, tiavo foana ny vadinareo,+ tahaka ny nitiavan’i Kristy ny fiangonana sy ny nanolorany ny tenany hamonjy azy,+ 26 mba hanamasinany azy, ka hanadiovany azy amin’ny rano fandroana, izany hoe ny teny.+
25 Ry lehilahy, tiavo foana ny vadinareo,+ tahaka ny nitiavan’i Kristy ny fiangonana sy ny nanolorany ny tenany hamonjy azy,+ 26 mba hanamasinany azy, ka hanadiovany azy amin’ny rano fandroana, izany hoe ny teny.+