Isaia 35:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hatanjaho ny tanana malemy,Sy ny lohalika mangozohozo.+ Romanina 1:11, 12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tena te hahita anareo mantsy aho, satria te hizara fanomezana ara-panahy aminareo. Amin’izay ianareo ho mafy orina, 12 na raha tsorina dia hoe mba ho afaka hifampahery isika.+ Dia hampahery anareo ny finoako, ary ny anareo koa hampahery ahy.
11 Tena te hahita anareo mantsy aho, satria te hizara fanomezana ara-panahy aminareo. Amin’izay ianareo ho mafy orina, 12 na raha tsorina dia hoe mba ho afaka hifampahery isika.+ Dia hampahery anareo ny finoako, ary ny anareo koa hampahery ahy.