22 “Ry lehilahy israelita, henoy izao teny izao: Nasehon’Andriamanitra niharihary taminareo hoe nirahiny ilay lehilahy atao hoe Jesosy avy any Nazareta, satria tamin’ny alalany no nanaovan’Andriamanitra zavatra miavaka sy fahagagana ary famantarana,+ araka ny efa fantatrareo.