FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Romanina 6:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Mampiasa teny azon’ny olona aho noho ny fahalemen’ny nofonareo. Natolotrareo ho mpanompon’ny fahalotoana sy ny fandikan-dalàna mantsy ny vatanareo* mba handika lalàna, fa izao kosa atolory ho mpanompon’ny fahamarinana ny vatanareo* mba ho masina.+

  • 1 Tesalonianina 4:3, 4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Fa izao no sitrapon’Andriamanitra: Tokony ho masina+ ianareo ary hifady ny fijangajangana.*+ 4 Tokony hahay hifehy tena ianareo tsirairay, mba ho masina+ sy mendrika foana ny vatanareo,*+

  • Hebreo 10:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Noho izany ‘sitrapony’+ izany, dia nohamasinina tamin’ny alalan’i Jesosy Kristy isika, rehefa nanolotra ny vatany indray mandeha fotsiny izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara