FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 29:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Tandremo àry mba tsy hisy aminareo, na lehilahy, na vehivavy, na fianakaviana, na foko, hanana fo ratsy ka hiala amin’i Jehovah Andriamanitsika dia handeha hanompo ny andriamanitr’ireny firenena ireny.+ Tandremo koa mba tsy hisy faka mitsimoka ho lasa zavamaniry misy poizina sy mangidy be eo aminareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara