FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 12:50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Fa na iza na iza manao ny sitrapon’ilay Raiko any an-danitra, dia izy no rahalahiko sy anabaviko ary reniko.”+

  • Romanina 8:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Efa hatramin’ny voalohany izy no nahafantatra an’izay hofidiny. Dia notendreny mialoha hanahaka an’ilay Zanany+ izy ireo, amin’izay io Zanany io no lasa lahimatoa+ amin’ny rahalahy maro.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara