FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 16:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Nihinana mana nandritra ny 40 taona ny Israelita,+ mandra-pahatongany tany amin’izay tany nisy mponina.+ Mana no nohanin’izy ireo mandra-pahatongany tany amin’ny sisin’ny tany Kanana.+

  • Nomery 32:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Koa tezitra be tamin’ny Israely i Jehovah ka nataony nirenireny tany an-tany efitra nandritra ny 40 taona ry zareo,+ mandra-paharipaka tanteraka an’ilay taranaka nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah.+

  • Salamo 95:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Rehefa nisedra+ ahy ny razambenareo;

      Nitsapa ahy izy ireo na dia efa hitany aza ny asa nataoko.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara