12 Tandremo, ry rahalahy, sao misy aminareo lasa manana fo ratsy sady tsy mino, ka hiala amin’ilay Andriamanitra velona.+ 13 Miezaha foana kosa hifampahery isan’andro, raha mbola eo koa ilay antsoina hoe “Anio”,+ sao hisy ho lasa mafy fo ianareo satria mahavita mamitaka anareo ny ota.