Eksodosy 31:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Famantarana maharitra eo amiko sy amin’ny vahoakan’Israely izany.+ Enina andro mantsy no nanaovan’i Jehovah ny lanitra sy ny tany, dia nitsahatra izy tamin’ny andro fahafito ary afa-po.’”*+
17 Famantarana maharitra eo amiko sy amin’ny vahoakan’Israely izany.+ Enina andro mantsy no nanaovan’i Jehovah ny lanitra sy ny tany, dia nitsahatra izy tamin’ny andro fahafito ary afa-po.’”*+