FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 23:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 “Tsy hoatran’ny afo ve ny teniko”,+ hoy i Jehovah, “ary hoatran’ny marotoan’ny mpanefy, izay manapotipotika harambato?”+

  • 1 Tesalonianina 2:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Izany koa no mahatonga anay hisaotra an’Andriamanitra foana,+ satria rehefa naheno ny tenin’Andriamanitra notorinay ianareo, dia nekenareo hoe tenin’Andriamanitra ilay izy, fa tsy hoe tenin’olona, ary izay tokoa no izy. Ary misy vokany aminareo mpino koa izany tenin’Andriamanitra izany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara