Salamo 110:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 110 Hoy i Jehovah tamin’ny Tompoko: “Mipetraha eto ankavanako+Mandra-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao.”+ Asan’ny Apostoly 7:55 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Feno fanahy masina kosa i Stefana, ka nibanjina ny lanitra dia nahita ny voninahitr’Andriamanitra sady nahita an’i Jesosy nijoro teo ankavanan’Andriamanitra.+ Hebreo 10:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa izy kosa nanao sorona anankiray noho ny ota, dia sorona indray mandeha fotsiny. Ary nipetraka teo ankavanan’Andriamanitra+ izy avy eo.
110 Hoy i Jehovah tamin’ny Tompoko: “Mipetraha eto ankavanako+Mandra-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao.”+
55 Feno fanahy masina kosa i Stefana, ka nibanjina ny lanitra dia nahita ny voninahitr’Andriamanitra sady nahita an’i Jesosy nijoro teo ankavanan’Andriamanitra.+
12 Fa izy kosa nanao sorona anankiray noho ny ota, dia sorona indray mandeha fotsiny. Ary nipetraka teo ankavanan’Andriamanitra+ izy avy eo.