FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 28:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary nanatona i Jesosy ka niteny taminy hoe: “Efa nomena ahy ny fahefana rehetra any an-danitra sy etỳ an-tany.+

  • 1 Korintianina 15:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Fa tsy maintsy manjaka izy, mandra-panaon’Andriamanitra ny fahavalo rehetra ho eo ambany tongony.+

  • Efesianina 1:20, 21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Io hery io no nananganany an’i Kristy tamin’ny maty sy nametrahany azy teo ankavanany+ any amin’ny faritry ny lanitra. 21 Nasandrany izy ka nataony ambony lavitra noho izay fanjakana sy fahefana sy hery sy fitondrana ary anarana rehetra,+ tsy eto amin’izao tontolo izao* ihany, fa any amin’ilay ho avy koa.

  • Filipianina 2:9, 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Izany mihitsy no nahatonga an’Andriamanitra hanandratra azy ho amin’ny toerana ambony kokoa,+ sady hanome azy amin-katsaram-panahy anarana ambony kokoa noho ny anarana hafa rehetra.+ 10 Amin’izay dia handohalika amin’ny anaran’i Jesosy ny lohalika rehetra, na ny any an-danitra na ny eto an-tany na ny any ambanin’ny tany,+

  • Hebreo 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Rehefa irahiny ho etỳ an-tany* indray anefa ny Lahimatoany,+ dia hoy izy: “Ary miankohofa eo anatrehany, ry anjelin’Andriamanitra rehetra.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara