FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Korintianina 4:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Fa na vetivety sy maivana aza ny fahoriana* iaretantsika, dia mitondra voninahitra ho antsika izany, dia voninahitra lehibe* lavitra sy mandrakizay.+

  • 1 Tesalonianina 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Amin’izay ny fomba fiainanareo dia ho mendrika ny anaran’ilay Andriamanitra+ miantso anareo ho ao amin’ny Fanjakany+ sy ny voninahiny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara