2 Ao an-tranon’ny Raiko misy fonenana be dia be. Tsy ho niteny an’izany taminareo aho raha tsy nisy izany. Handeha hanomana toerana ho anareo mantsy aho.+
8 Manomboka izao, dia tehirizina ho ahy ny satroboninahitry ny fahamarinana.+ Ny Tompo, ilay mpitsara manao ny rariny,+ no hanome ahy an’io valisoa io amin’izany andro izany,+ ary tsy ho ahy ihany fa ho an’izay rehetra maniry mafy ny hisehoany koa.