Matio 5:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Izaho kosa anefa milaza aminareo fa izay rehetra tsy mitsahatra mijery vehivavy+ ka maniry hanao firaisana aminy, dia efa nanitsakitsa-bady tao am-pony.+ Romanina 13:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tafio kosa ny toetran’i Jesosy Kristy Tompo,+ ary aza manao tetika hanomezana fahafaham-po ny fanirian’ny nofo.+
28 Izaho kosa anefa milaza aminareo fa izay rehetra tsy mitsahatra mijery vehivavy+ ka maniry hanao firaisana aminy, dia efa nanitsakitsa-bady tao am-pony.+
14 Tafio kosa ny toetran’i Jesosy Kristy Tompo,+ ary aza manao tetika hanomezana fahafaham-po ny fanirian’ny nofo.+