Jaona 15:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Raha anisan’izao tontolo izao ianareo, dia ho tian’izao tontolo izao satria azy. Fa satria tsy anisan’izao tontolo izao ianareo,+ fa efa nofidiko avy teo amin’izao tontolo izao, dia halan’izao tontolo izao ianareo.+
19 Raha anisan’izao tontolo izao ianareo, dia ho tian’izao tontolo izao satria azy. Fa satria tsy anisan’izao tontolo izao ianareo,+ fa efa nofidiko avy teo amin’izao tontolo izao, dia halan’izao tontolo izao ianareo.+