FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 I Abela kosa nitondra zanak’ondry vitsivitsy tamin’ny andian’ondriny, ka izay teraka voalohany+ no nentiny. Nataony fanatitra niaraka tamin’ny taviny ireny. Dia nankasitrahan’i Jehovah i Abela sy ny fanatiny,+

  • Hebreo 11:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Finoana no nahatonga an’i Abela hanao sorona ho an’Andriamanitra, dia sorona nisy vidiny kokoa noho ny an’i Kaina.+ Noho ny finoany, dia nahazo porofo izy hoe olo-marina satria nankasitraka* ny fanomezana nataony Andriamanitra.+ Ary na efa maty aza izy, dia mbola miteny ihany+ noho ny finoany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara