FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 5:21, 22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “Efa henonareo fa nolazaina tamin’ny olona fahiny hoe: ‘Aza mamono olona,+ fa izay mamono olona dia hatao ampamoaka eny amin’ny fitsarana.’+ 22 Izaho anefa milaza aminareo fa izay tezitra foana*+ amin’ny rahalahiny, dia hatao ampamoaka eny amin’ny fitsarana. Ary izay manambany sy manompa ny rahalahiny, dia hatao ampamoaka eny amin’ny Fitsarana Tampony. Ary izay milaza hoe: ‘Ilay adala tsisy fotony ity!’, dia mendrika ho any amin’ny Gehena* mirehitra.+

  • Efesianina 4:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Esory aminareo daholo rehefa mety ho lolompo,+ fahatezerana, fisafoahana, filelalelana, ary fanevatevana,+ sy ny toetra hafa rehetra mampalahelo ny hafa.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara