Hebreo 12:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa ny hatoninareo kosa dia Tendrombohitra Ziona+ sy tanànan’ilay Andriamanitra velona, izany hoe i Jerosalema any an-danitra;+ sy anjely an’alinaliny Apokalypsy 21:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hitako nidina avy any an-danitra avy any amin’Andriamanitra+ koa ilay tanàna masina, dia i Jerosalema Vaovao, ary efa voaomana hoatran’ny ampakarina mihaingo hihaona amin’ny vadiny.+
22 Fa ny hatoninareo kosa dia Tendrombohitra Ziona+ sy tanànan’ilay Andriamanitra velona, izany hoe i Jerosalema any an-danitra;+ sy anjely an’alinaliny
2 Hitako nidina avy any an-danitra avy any amin’Andriamanitra+ koa ilay tanàna masina, dia i Jerosalema Vaovao, ary efa voaomana hoatran’ny ampakarina mihaingo hihaona amin’ny vadiny.+