Hebreo 10:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa izy kosa nanao sorona anankiray noho ny ota, dia sorona indray mandeha fotsiny. Ary nipetraka teo ankavanan’Andriamanitra+ izy avy eo.
12 Fa izy kosa nanao sorona anankiray noho ny ota, dia sorona indray mandeha fotsiny. Ary nipetraka teo ankavanan’Andriamanitra+ izy avy eo.