FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Apokalypsy 21:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia nentiny tamin’ny herin’ny fanahy nankeo amin’ny tendrombohitra ngezabe sady avo aho, dia nasehony ahy i Jerosalema, ilay tanàna masina, izay nidina avy any an-danitra avy tany amin’Andriamanitra.+ 11 Feno ny voninahitr’Andriamanitra+ izy io, ary hoatran’ny vatosoa faran’izay tsara ny famirapiratany, hoatran’ny vato jaspa mamirapiratra tahaka ny kristaly.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara