FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Apokalypsy 7:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Nahita anjely anankiray niakatra avy any amin’ny fiposahan’ny masoandro* koa aho. Nitazona ny tombo-kasen’ilay Andriamanitra velona izy, sady niantsoantso mafy ka niteny tamin’ireo anjely efatra nomena alalana hanimba ny tany sy ny ranomasina, 3 hoe: “Aza simbana ny tany na ny ranomasina na ny hazo, raha tsy efa avy nasianay tombo-kase+ ny handrin’ny mpanompon’Andriamanitsika.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara