Hebreo 11:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary izay tsy manam-pinoana dia tsy afaka mampifaly an’Andriamanitra. Fa izay manatona azy dia tsy maintsy mino hoe misy izy sady mpamaly soa an’izay mitady mafy azy.+
6 Ary izay tsy manam-pinoana dia tsy afaka mampifaly an’Andriamanitra. Fa izay manatona azy dia tsy maintsy mino hoe misy izy sady mpamaly soa an’izay mitady mafy azy.+