Amosa 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsy hanao na inona na inona mantsy i Jehovah Tompo Fara Tampony,Raha tsy efa nampahafantatra ny tsiambaratelony tamin’ny mpaminany mpanompony.+ Hebreo 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Taloha ela be, dia niteny tamin’ny razambentsika tamin’ny alalan’ny mpaminany Andriamanitra. Imbetsaka izy no nanao an’izany sady tamin’ny fomba maro.+ Jakoba 5:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ry rahalahy, ataovy modely ny mpaminany niteny tamin’ny anaran’i Jehovah,*+ satria niaritra fampijaliana+ sy nanam-paharetana+ izy ireo.
7 Tsy hanao na inona na inona mantsy i Jehovah Tompo Fara Tampony,Raha tsy efa nampahafantatra ny tsiambaratelony tamin’ny mpaminany mpanompony.+
1 Taloha ela be, dia niteny tamin’ny razambentsika tamin’ny alalan’ny mpaminany Andriamanitra. Imbetsaka izy no nanao an’izany sady tamin’ny fomba maro.+
10 Ry rahalahy, ataovy modely ny mpaminany niteny tamin’ny anaran’i Jehovah,*+ satria niaritra fampijaliana+ sy nanam-paharetana+ izy ireo.