FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 25:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Haringana* mandrakizay+ izy ireny, fa ny olo-marina kosa hahazo fiainana mandrakizay.”+

  • 2 Tesalonianina 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Hotsaraina izy ireny ka hosazina, izany hoe horinganina mandrakizay,+ dia tsy ho eo anatrehan’ny Tompo intsony sady tsy hahita ny heriny be voninahitra intsony.

  • Apokalypsy 19:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Tonga dia niteny fanindroany ilay feo hoe: “Derao i Jah!*+ Miakatra mandrakizay mandrakizay ny setroka avy amin’i Babylona.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara