Salamo 79:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nataony nandriaka toy ny rano eran’i Jerosalema ny ran’izy ireo,Ary tsy misy olona tavela mba handevina azy.+
3 Nataony nandriaka toy ny rano eran’i Jerosalema ny ran’izy ireo,Ary tsy misy olona tavela mba handevina azy.+