FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Apokalypsy 9:13, 14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nitsoka ny trompetrany+ ny anjely fahenina.+ Dia naheno feo avy teo amin’ny tandrok’ilay alitara volamena+ teo anatrehan’Andriamanitra aho. 14 Hoy ilay feo tamin’ilay anjely fahenina nanana trompetra: “Mba vahao ny anjely efatra mifatotra eo amin’i Eofrata, ilay renirano lehibe.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara