Apokalypsy 18:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary niantsoantso mafy izy hoe: “Nianjera, nianjera i Babylona Lehibe,+ ka lasa fonenan’ny demonia! Lasa miafina ao koa ny fanahy* maloto rehetra sy ny vorona maloto sady ankahalaina rehetra!+
2 Ary niantsoantso mafy izy hoe: “Nianjera, nianjera i Babylona Lehibe,+ ka lasa fonenan’ny demonia! Lasa miafina ao koa ny fanahy* maloto rehetra sy ny vorona maloto sady ankahalaina rehetra!+