FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jakoba 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ry mpanitsakitsa-bady,* angaha tsy fantatrareo fa lasa fahavalon’Andriamanitra izay minamana amin’izao tontolo izao? Izay te ho naman’izao tontolo izao àry, dia mitsangana ho fahavalon’Andriamanitra.+

  • Apokalypsy 18:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Ary hitomany sy hikapo-tratra ny mpanjakan’ny tany fa malahelo azy. Efa nijangajanga* taminy sy nanaram-po tamin’ny zavatra lafo vidy maro be nangonin’ilay vehivavy izy ireo, izany hoe ny zavatra lafo vidy izay tsy nahamenatra an’ilay vehivavy intsony ny nanangona azy. Hitomany tokoa izy ireo rehefa mahita an’ilay setroky ny afo andoroana azy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara