FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 51:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Kaopy volamena teny an-tanan’i Jehovah i Babylona.

      Nataon’i Babylona izay hahamamo ny tany rehetra.

      Nisotro tamin’ny divainy ireo firenena,+

      Ka izany no nahalasa adala azy ireny.+

  • Apokalypsy 14:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Dia tonga ny anjely faharoa avy eo, niteny hoe: “Nianjera, nianjera+ i Babylona Lehibe,+ ilay nampisotro divay ny firenena rehetra. Izany divay izany dia ny faniriany mafy hijangajanga!”*+

  • Apokalypsy 18:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Fa ny divainy, izany hoe ny faniriany mafy hijangajanga,* no nahamamo ny firenena rehetra+ sady nahatonga ny mpanjakan’ny tany hijangajanga* taminy.+ Dia lasa nanan-karena ny mpivarotra* teto an-tany noho ny zavatra lafo vidy maro be nangoniny, ary efa tsy nahamenatra azy intsony ny nanangona an’izany.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara