FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 51:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Mandosira ka mialà ao Babylona,

      Ary vonjeo ny ainareo!+

      Aoka tsy ho faty noho ny fahadisoany ianareo!

      Fa tonga ny fotoana famalian’i Jehovah.

      Izay nataon’i Babylona ihany no avaliny azy.+

  • Jeremia 51:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Mivoaha avy ao aminy, ry vahoakako!+

      Vonjeo ny ainareo+ mba tsy hiharan’ny fahatezerana mafin’i Jehovah!+

  • 2 Korintianina 6:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “‘Koa mivoaha avy ao aminy ianareo, ary misaraha aminy’, hoy i Jehovah,* ‘ary aza mikasika intsony an’izay maloto’”,+ “‘dia handray anareo aho.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara