Matio 22:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Ny Fanjakan’ny lanitra dia azo oharina amin’ny mpanjaka iray nanao fanasambe tamin’ny fampakaram-badin’ny+ zanany lahy. Matio 25:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tamin-dry zareo nandeha nividy menaka iny anefa no tonga ny mpampakatra. Dia niara-niditra taminy tao amin’ny fanasambe amin’ny fampakaram-bady ireo virjiny efa vonona,+ ary nohidiana ny varavarana.
2 “Ny Fanjakan’ny lanitra dia azo oharina amin’ny mpanjaka iray nanao fanasambe tamin’ny fampakaram-badin’ny+ zanany lahy.
10 Tamin-dry zareo nandeha nividy menaka iny anefa no tonga ny mpampakatra. Dia niara-niditra taminy tao amin’ny fanasambe amin’ny fampakaram-bady ireo virjiny efa vonona,+ ary nohidiana ny varavarana.