Apokalypsy 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino+ izay lazain’ny fanahy amin’ny fiangonana hoe: Izay mandresy+ dia tsy ho azon’ny fahafatesana faharoa+ mihitsy.’ Apokalypsy 20:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Sambatra sy masina izay manana anjara amin’ny fitsanganana voalohany.+ Tsy hanam-pahefana+ amin’izy ireo ny fahafatesana faharoa.+ Ho mpisoron’Andriamanitra+ sy Kristy kosa izy ireo, ka hiara-manjaka aminy 1 000 taona.+
11 Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino+ izay lazain’ny fanahy amin’ny fiangonana hoe: Izay mandresy+ dia tsy ho azon’ny fahafatesana faharoa+ mihitsy.’
6 Sambatra sy masina izay manana anjara amin’ny fitsanganana voalohany.+ Tsy hanam-pahefana+ amin’izy ireo ny fahafatesana faharoa.+ Ho mpisoron’Andriamanitra+ sy Kristy kosa izy ireo, ka hiara-manjaka aminy 1 000 taona.+