Genesisy 6:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hitan’i Jehovah fa be dia be ny zava-dratsy nataon’ny olona teto an-tany, sady ratsy foana ny zavatra noeritreretiny sy nirin’ny fony.+ Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:5 Fandalinana, Boky 1, Mifohaza!,8/4/2002, p. 30
5 Ary hitan’i Jehovah fa be dia be ny zava-dratsy nataon’ny olona teto an-tany, sady ratsy foana ny zavatra noeritreretiny sy nirin’ny fony.+