Genesisy 13:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia nitazana i Lota, ka hitany fa azon-drano tsara ny faritr’i Jordana manontolo+ hatrany Zoara,+ toy ilay zaridainan’i Jehovah,+ hoatran’i Ejipta. Azon-drano tsara ilay faritra talohan’ny nandravan’i Jehovah an’i Sodoma sy Gomora. Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 13:10 w01 15/8 22 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:10 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/8/2001, p. 22
10 Dia nitazana i Lota, ka hitany fa azon-drano tsara ny faritr’i Jordana manontolo+ hatrany Zoara,+ toy ilay zaridainan’i Jehovah,+ hoatran’i Ejipta. Azon-drano tsara ilay faritra talohan’ny nandravan’i Jehovah an’i Sodoma sy Gomora.