Genesisy 13:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary nipetraka tao anaty tranolay foana i Abrama. Tatỳ aoriana, dia tonga teo amin’ireo hazobe tao Mamre+ tany Hebrona+ izy, ka nonina teo. Ary nanorina alitara ho an’i Jehovah teo izy.+ Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 13:18 w01 15/8 23; w89 1/10 20 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:18 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/8/2001, p. 231/10/1989, p. 20
18 Ary nipetraka tao anaty tranolay foana i Abrama. Tatỳ aoriana, dia tonga teo amin’ireo hazobe tao Mamre+ tany Hebrona+ izy, ka nonina teo. Ary nanorina alitara ho an’i Jehovah teo izy.+