Genesisy 15:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia nitondra azy nankeo ivelany izy, ka niteny hoe: “Mba jereo ange ny lanitra, azafady e! Dia isao ny kintana raha mahavita manisa azy ianao.” Hoy koa izy taminy: “Ho tahaka an’ireo ny taranakao.”+ Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 15:5 w04 15/1 27-28; w98 15/1 10-11 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:5 Ny Tilikambo Fiambenana,15/1/2004, p. 27-2815/1/1998, p. 10-11
5 Dia nitondra azy nankeo ivelany izy, ka niteny hoe: “Mba jereo ange ny lanitra, azafady e! Dia isao ny kintana raha mahavita manisa azy ianao.” Hoy koa izy taminy: “Ho tahaka an’ireo ny taranakao.”+