Genesisy 23:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia neken’i Abrahama ihany ny tenin’i Efrona, ka nolanjainy ho an’i Efrona ilay volafotsy efa nolazainy teo anatrehan’ny taranak’i Heta, dia volafotsy 400 sekely,* araka ny lanja fampiasan’ny mpivarotra.+ Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 23:16 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/2/1987, p. 16-17
16 Dia neken’i Abrahama ihany ny tenin’i Efrona, ka nolanjainy ho an’i Efrona ilay volafotsy efa nolazainy teo anatrehan’ny taranak’i Heta, dia volafotsy 400 sekely,* araka ny lanja fampiasan’ny mpivarotra.+