Genesisy 26:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nihaino ny teniko mantsy i Abrahama ka nataony foana izay nampanaoviko azy, sady nankatò foana ny didiko sy ny fitsipiko ary ny lalàko izy.”+
5 Nihaino ny teniko mantsy i Abrahama ka nataony foana izay nampanaoviko azy, sady nankatò foana ny didiko sy ny fitsipiko ary ny lalàko izy.”+