Genesisy 26:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nahazo andian’ondry sy andian’omby ary mpanompo maro be izy,+ ka lasa nialona azy ny Filistinina.