Genesisy 31:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Indray andro izay, rehefa nitady lahy ny ondry aman’osy, dia hitako tao amin’ny nofy fa misoritsoritra sy sada ary misy pentimpentina ny osilahy mitaingina ny vavy.+ Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 31:10 Fandalinana, Boky 1,
10 Indray andro izay, rehefa nitady lahy ny ondry aman’osy, dia hitako tao amin’ny nofy fa misoritsoritra sy sada ary misy pentimpentina ny osilahy mitaingina ny vavy.+