Eksodosy 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia hoy Andriamanitra: “Hanampy anao aho!+ Ary izao no famantarana hahalalanao fa izaho no naniraka anao: Hanompo an’ilay tena Andriamanitra eto amin’ity tendrombohitra ity ianareo,+ rehefa tafavoakanao avy any Ejipta ny vahoaka.” Eksodosy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 3:12 w05 15/2 13-14 Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:12 Ny Tilikambo Fiambenana,15/2/2005, p. 13-14
12 Dia hoy Andriamanitra: “Hanampy anao aho!+ Ary izao no famantarana hahalalanao fa izaho no naniraka anao: Hanompo an’ilay tena Andriamanitra eto amin’ity tendrombohitra ity ianareo,+ rehefa tafavoakanao avy any Ejipta ny vahoaka.”