Levitikosy 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 ny ambiny rehetra amin’ilay omby—dia hasainy entina any ivelan’ny toby, eo amin’ny toerana madio fanariana ny lavenona.* Ary hodorany eo ambonin’ny kitay izany.+ Eo amin’izay anariana ny lavenona no handoroana azy. Levitikosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:12 Fandalinana,
12 ny ambiny rehetra amin’ilay omby—dia hasainy entina any ivelan’ny toby, eo amin’ny toerana madio fanariana ny lavenona.* Ary hodorany eo ambonin’ny kitay izany.+ Eo amin’izay anariana ny lavenona no handoroana azy.