Levitikosy 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ny lehilahy rehetra taranak’i Arona no hihinana an’izany.+ Ho anjarany mandrakizay, hatramin’ny taranakareo fara aman-dimby izany, avy amin’ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah.+ Ho masina ny zava-drehetra mifampikasika amin’ireny.’”*
18 Ny lehilahy rehetra taranak’i Arona no hihinana an’izany.+ Ho anjarany mandrakizay, hatramin’ny taranakareo fara aman-dimby izany, avy amin’ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah.+ Ho masina ny zava-drehetra mifampikasika amin’ireny.’”*