Levitikosy 6:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Tsy tokony hohanina anefa ny fanatitra noho ny ota, raha nakana ra hoentina ao amin’ny tranolay fihaonana mba handrakofam-pahotana ao amin’ny toerana masina.+ Hodorana kosa ilay fanatitra. Levitikosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:30 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 1,
30 Tsy tokony hohanina anefa ny fanatitra noho ny ota, raha nakana ra hoentina ao amin’ny tranolay fihaonana mba handrakofam-pahotana ao amin’ny toerana masina.+ Hodorana kosa ilay fanatitra.