Levitikosy 8:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia nasainy nodorana tany ivelan’ny toby ny ambin’ilay omby, anisan’izany ny hodiny sy ny henany ary ny tainy,+ araka ny didy nomen’i Jehovah an’i Mosesy.
17 Dia nasainy nodorana tany ivelan’ny toby ny ambin’ilay omby, anisan’izany ny hodiny sy ny henany ary ny tainy,+ araka ny didy nomen’i Jehovah an’i Mosesy.