Levitikosy 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nodorany teo ambony alitara mba hidona-tsetroka ny tavin-kena sy ny voa ary ny jabora teo amin’ny atiny, izay samy avy tamin’ilay fanatitra noho ny ota, araka ny didy nomen’i Jehovah an’i Mosesy.+
10 Nodorany teo ambony alitara mba hidona-tsetroka ny tavin-kena sy ny voa ary ny jabora teo amin’ny atiny, izay samy avy tamin’ilay fanatitra noho ny ota, araka ny didy nomen’i Jehovah an’i Mosesy.+