Nomery 3:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Avy tamin’i Gersona ny fianakavian’ny Libnita+ sy ny fianakavian’ny Simeita. Ireo no fianakavian’ny Gersonita.
21 Avy tamin’i Gersona ny fianakavian’ny Libnita+ sy ny fianakavian’ny Simeita. Ireo no fianakavian’ny Gersonita.