-
Nomery 12:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Tampoka teo dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy sy Arona ary Miriama: “Mankanesa any amin’ny tranolay fihaonana ianareo telo mianadahy.” Dia lasa izy telo.
-